FANASANA MANARAKA: Ry Havana, Ampifaliana no hanasana anareo hanatrika ny fotoampivavahana amin'ny Andro Paska 2009. Ny fotoana dia handraisan-tanana ireo birao vaovao.
tohin'ny fanasana..
Fanasana manokana: Alahady 22 Marsa 2009 Fivavahana manokana ho an'i Madagasikara. Jereo ato ny fanasana . Atao ao amin'ny Second Presbyterian Church Elizabeth NJ
Vita soamantsara ny fanitsiana ny By-laws ny FKM-NY. Ny Alahady 31 May 2009 no natao ny fivoriambe nandaniana tolotra farany. Jereo ato ilay izy ahafahanao mahita izanyBy-laws (format PDF) izany. . Manitsy ireo fanoratana diso no ataon'ny fiangonana amin'izao fotoana izao. Rehefa vita izany dia hapetraka eo anivon'ny Fanjakana Amerikanina io By-laws io.