Can't view the clip? Download the player plug-in from Microsoft
Poheo ny sary kely ahafahana manalehibe azy.
![]() |
Ireo sary nandritry ny Fankalazana Krismasy 2007. Niantomboka tamin'ny famerenana sy ny fanamasahana ny fety izany. Ireo ankizy no nandray anjara lehibe. Akoatran'ny maha fety azy dia fitaizana koa ny fotoana toa izao. Ampianarina ny ankizy ny fomba sy fitaizana malagasy ary ny fanandratana ny firenena. Nampianarina azy ireo noho izany ny teny malagasy. |