HIRA IANARANA HATAO NY 21 SEPTAMBRA 2008.



Fihirana fanampiny faha-3



Fihirana fanampiny faha-7.



Fihirana fanampiny faha-15



Fihirana fanampiny faha-16

Ireo hira ataon'ny antoko mpihira FKM-NY mandritry ny fotoana fanokanana ny Fiangonana
21 Septambra 2008.

Nofidian'ny mpapianatra hira (Atoa Daniel ANDRIAMAHAROSOA), sady hanamafisana ny fahaizana azy ireo nohon'ny maha hira vaovao azy ao amin'ny Fihirana.

Raha tia ahazo ireo hira adika amin'ny CD dia tsindrio ny "mouse" ankavanana ary "save as".

Ny solfan'ireo hira dia hita ato. Amin'ny format PDF izy ireo koa tsy maintsy manana famakiana ADOBE ianao.