FIANGONANA KRISTIANINA MALAGASY New-York
Manasa antsika malagasy hanatrika ilay "Spring Fling" andraisan'ny Chorale-n'ny
FKM-NY anjara.
Ity Manaraka ity ny filazana navoakan'ny tao amin'ny Central Presbyterian Chuch
ny amin'izany.

Arak'io voalaza io dia misy fandraisana anjara. Nisy koa resaka nifanaovana tao amin'ny Chorale hoe hitondra sakafo isika mianakavy hatao fandraisana anjara amin'ilay fotoana.
Jereo ato ny hira ho hiraintsika amin'io fotoana : "Hira hatao", misy telo izy ireo. Ilay hira "Aleoko ny ahy" no mbola misy feony hatramin'izao. Hezahiko apetraka ao koa ny feo an'i "Tsy misy soa ho ahy" sy "Tsy mba Vola". Izany no hatao dia hahazoantsika mamerimberina izany any antrano tsirairay avy any.
Ny Mpitantsoratry ny FKM-NY
Pascal Rolls Rafam
Ho an'ny mpiray tanindrazana sendra mandalo aty Amerika avaratra, milaza izahay fa akoatra ny fiarahana mivavaka misy eto New York sy ny Manodidina dia misy koa any:
Ireo fiarahana mivavaka ireo dia mbola atao isaky ny vanimpotoana lehibe fa tsy isaky ny alahady akory.
Manasa anao izahay hitsidika ny takelaka tranonkalan'ny isan-tokony mba ahafantaranao tsara ny fandaharana amin'ireo toerana ireo
Loha Pejy | Malagasy | English | Vaovao Farany | Contact