FIANGONANA KRISTIANINA MALAGASY New-York (FKM-NY)

FOTOANA HIVAVAHANA MANDRITRY ITY TAONA ITY

Tazony eo amin'ny daty miloko ny 'mouse' ahafantarana ny fotoana amin'io andro io.


Ho an'ny mpiray tanindrazana sendra mandalo aty Amerika avaratra, milaza izahay fa akoatra ny fiarahana mivavaka misy eto New York sy ny Manodidina dia misy koa any:

WASHINGTON
MONTREAL

Ireo fiarahana mivavaka ireo dia mbola atao isaky ny vanimpotoana lehibe fa tsy isaky ny alahady akory.
Manasa anao izahay hitsidika ny takelaka tranonkalan'ny isan-tokony mba ahafantaranao tsara ny fandaharana amin'ireo toerana ireo

Loha Pejy | Malagasy | English | Vaovao Farany | Contact