Miarahaba anao amin'ny Anaran'ny TOMPO JESOA

Tongasoa eto amin'ny pejy ilazalazana ny momba ny fiaraha-mivavaka iarahan'ny malagasy monina eto New York sy ny manodidina Tompoko.

Tsindriho amin'ny takila etsy ankavia ahazoanao mitsidika ireo hafatra atolotra ho anao ato amin'ity tranokala ity.

Fiaraha-mivavaka iombonan'ny kristianina hitaomana ny malagasy tsy ankanavaka izy ity. Tsy izay anaram-piangonana misy anao no zava-dehibe fa ny fanirinao hanatona sy hitady an' Andriamanitra amin'ny alalan' i Jesoa Kristy Zanany, maty ho avotra ho antsika rehetra.

Iray ny finoana, iray ny fiangonana, iray ny batisa satria mino Tompo iray.

Misaotra tompoko!

Rohy kitana makany amin'ireo sary.

SPORT 2003 PICNIC 2003 DIEM 2003 Ravalo FIANGONANA

Natsangana ho hita tsara amin'ny
IE sy NS 4+. ary 1024*768